| Teny iditra | 1 manjombona |
| Fototeny | 2 jombona |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 maloka fa rakotry ny rahona ny habakabaka: Manjombona ny andro
8 malahelo endrika, oriory tarehy sy maloka: Manjombon-dava no ahitako an' io Rangahy lo 9 mampiseho ahiahy: Manjombona ny endriny 10 maizimaizina, tsy mazava: Hazavao fa manjombona ny hevitrao [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to be cloudy; be gloomy (of the face)
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 sombre, obscur, nébuleux
13 être sombre [1.3] 14 être nuageux, sombre; avoir le visage sombre [1.8] |
| Ohatra |
15 Manjombon-dava io vehivavy io (Cette femme est toujours sombre)
[1.3#299]
16 Endrika manjombona daholo ny an' ny eran' ny trano. [2.4#113] 17 Maimaina sy manjombona ery ny tavan-dRainitoandro amin' izay. [2.470#26] 18 ny tontolo iainana Zavaboary malagasy manjombona be ny andro. [2.442#98] 19 hoy Rabery, izato androm-pahalehibeazantsika Razafy, takariva manjombona! [2.499#100] |
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|