|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manjombonjombona (jombonjombona)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  être obscure [1.3#299]
Ohatra  5  manjombonjombona ny hevitrao ka hazavao (Votre pensée est obscure, éclaircissez-la) [1.3#299]
6  manjombonjombona ny Tany, Toa malahelo, toa tomany; [1.255]
7  Tapaka teo ny resaka, ny andro manaraka, andro manjombonjombona, tsy nisy resaka firy. [2.499#81]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
Lohateny 

Teny iditra (2/2)12  Manjombonjombona
Sokajin-teny  13  anarana (lohatenin-tononkalo)
Voambolana  14  Haisoratra: tononkalo
Singan-teny  15  manjombonjombona
Mpanoratra  16  Rafanoharana
Tsanganana sy sary iray takila  17  Fitanisana

Fivaditsoratra  18  Manjombonjombona, manjombonjombona, Manjombonjombona, manjombonjombona

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/13