|
|
|
|

Teny iditra 1  manjono
Fototeny  2 jono
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Maka hazandrano amin' ny fintana: Nanjono trondro gain' izahay tamin' ny asabotsy hariva ka nahazo eran' ny harona
9 Maka trondro na hazandrano, na amin' ny fomba ahoana na amin' ny fomba ahoana: Nanjono amalona izahay fa tsy nahazo
10 Maka na mitarika olona amin' ny fomba kinga sy saro-toherina, manangoly, manojikojy: Nanjono ahy hiditra ao amin' ny antoko misy azy Rabe fa tsy nahomby [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to fish with hook and line [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 pêcher à la ligne [1.8]
Ohatra  13  ireny no mpiara-mihaza amiko na mpiara-manjono rahefa tonga ny tonon-taona fanaovana izany. [2.471]
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  manjono, 15 manonjo, 16 monjona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21