|
|
|
|

Teny iditra 1  mankany
Fototeny  2 any
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandeha any: Lasa nankany an-tsena reninao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to go there. Mankamy is also used for this, or mankamin' before a vowel. [1.2]
Ohatra  10  Raha mankany am-piangonana isika, dia hitako fa misy zazalahy mpiandry antsika aroa, ka ny mason-dRazay mitsipalopalotra any. [2.324]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how mankany
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 mananky, mankany

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21