|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : mankany

Ohabolana 1Aleo miady toy izay mankany Ankaratra tsy misy olona. [2.165]
Ankaratra tsy misy monina ka aleo miady. [2.558]
Ankaratra tsy misy olona, ka aleo miady. [2.415 #410, 2.653 #238, 2.558]
Dikanteny frantsayIl vaut mieux se battre que de s' en aller dans l' Ankaratra où il n' y a personne. [2.165]
Mieux vaut aller guerroyer dans l' Ankaratra contre des ennemis qui évacuent leurs positions, que de déserter pour être ensuite brûlé vif. [2.415 #410]
Fanazavana frantsayEncore un autre proverbe montrant la sociabilité des Malgaches, qui préfèrent avoir de mauvais voisins plutôt que de ne pas en avoir du tout. [2.165]
L'Ankaratra est inhabité : mieux vaut aller combattre. [2.415 #410]

Ohabolana 2Aza manao fihavanan’ Ivonizongo sy Avaradrano: raha mankany Vonizongo, kisoa no fahana; fa raha mankany Avaradrano, patsa kely fenoin-kalady. [2.653]

Fizahan-teny