|
|
|
|

Teny iditra 1  mankasiaka
Fototeny  2 siaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mahatonga hasiaka: Vao mainka mankasiaka ny alika ny fitorotorahanareo azy [1.1]
Tovy hevitra  9 mankaloza
Mpanahaka  10  mankaloza

Fivaditsoratra  11 manakisaka, mankasiaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22