|
|
|
|

Teny iditra 1  mankeny
Fototeny  2 eny
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mandeha eny: Mankeny an-tsena izahay isan' andro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to go there (quite near, in sight) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 aller là (pas bien loin, visible) [1.8]
Ohatra  10  Teny Anosibe, amin' ny lalana mankeny Fenoarivo, no nahitana trano lehibe iray mitafo tanimanga, biriky madio ivelany. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20