Teny iditra (1/5) | 1 eny |
Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Milaza toerana lavitra nefa tazana: Hitanao irỳ tendrombohitra irỳ, andeha hitsangantsangana eny isika Manondro toerana ankarihary: Rehefa mandeha eny an-tsena ianao... |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] there, not too far away (in sight); |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.82] [Taisaka]
[eñy] là-bas, vers, à 6 [1.8] là-bas, pas bien loin, visible |
Ohatra |
7 [2.4] Eo am-pidinana ihany na eny an-dalana dia raisiko ny ahy. |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 11 ety, eto, eo, etsy, eny, eroa, ery, aty, ato, ao, atsy, any, aroa, ary |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/5) | 16 eny |
Sokajin-teny | 17 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
18 [1.1] Entina manaiky, entina milaza fa ekena izay lazaina amin' ny tena: Handeha hiaraka amiko ve ianao? Eny, raha tsy misy ny sampona Amin' ny fitenimparitra samihafa: Ekany, eka, ia |
Fanazavàna teny anglisy |
19 [1.7] yes |
Fanazavàna teny frantsay |
20 [1.8] oui |
Ohatra |
21 [2.5] eny, hoy Ndriana niankin-drindrina tery anjorontrano. |
Tovy hevitra | 22 eka, ekany, ia |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Teny iditra (3/5) | 25 eñy |
Sokajin-teny | 26 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
27 [1.78] [Taisaka]
fijanonana |
Sampanteny |
|
Ohabolana | 29 Ohabolana misy io teny eñy io |
Teny iditra (4/5) | 30 eny |
Sokajin-teny | 31 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
32 [1.82] [Taisaka]
six |
Teny iditra (5/5) | 33 eny |
Sokajin-teny | 34 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
35 [1.196] (de l'adverbe eny : au loin, dans un endroit éloigné). Arbre indéterminé qui ne poussait qu'au loin ; inconnu en Imerina. On en amenait le bois de fort loin. [Merina]
|
Voambolana |
36 Haizavamaniry |
Fivaditsoratra | 37 eni, eny, eñy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/11 |
![]() |