|
|
|
|

Teny iditra (1/5) 1  manodina
Fototeny  2 hodina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mahatonga hihodina: Iza no nanodina ity milina ity
9 Mampiova: Nisy nanodina ny lohan' ity tovolahy ity
10 Manasitily: Manodina divay ho toaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to turn [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 tourner, faire tourner comme une manivelle, une roue, etc [1.8]
Ohatra  13  Injay fa mitefotefoka ny milina manodina azy. [2.332#72]
14  Ary dia nizaha ny fanaovan-tafondro izahay, koa nisy soavaly efatra no manodina ny kodia, handoaka ny tafondro. [2.366#185]

Teny iditra (2/5) 15  manodina
Fototeny  16 odina
Sokajin-teny  17  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
18  Ny ankehitriny :
19  Ny lasa :
20  Ny hoavy :
21  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny frantsay  22 faire révolter [1.3#457]
Ohatra  23  Fa toa mora ihany indraindray ny manodina ny sain' ny vahoaka! [2.356#179]
Tovy hevitra  24 mampiodina

Teny iditra (3/5) 25  manodina
Fototeny  26 hodina
Sokajin-teny  27  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manodina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#457]

Teny iditra (4/5) 28  manodina
Fototeny  29 odina
Sokajin-teny  30  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manodina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#457]
Tovy hevitra  31 mampiodina

Teny iditra (5/5) 32  mañodina
Sokajin-teny  33  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  34 [Antambahoaka] manimba [1.78]

Fivaditsoratra  35 amandino, 36 andamino, 37 manadino, 38 mandaoñy, 39 manindao, manodina, manodìna, mañodina, 40 manondia, 41 miondana, miondàna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19