|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  manodina (hodina)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Mahatonga hihodina: Iza no nanodina ity milina ity
4  Mampiova: Nisy nanodina ny lohan' ity tovolahy ity
5  Manasitily: Manodina divay ho toaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  to turn [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  tourner, faire tourner comme une manivelle, une roue, etc [1.8]
Ohatra  8  Injay fa mitefotefoka ny milina manodina azy. [2.332]
9  Ary dia nizaha ny fanaovan-tafondro izahay, koa nisy soavaly efatra no manodina ny kodia, handoaka ny tafondro. [2.366]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/5)14  manodina (odina)
Sokajin-teny  15  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  16  faire révolter [1.3#457]
Ohatra  17  Fa toa mora ihany indraindray ny manodina ny sain' ny vahoaka! [2.356]
Haiendriteny 
18  Ny ankehitriny :
19  Ny lasa :
20  Ny hoavy :
21  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  22  mampiodina

Teny iditra (3/5)23  manona (hodina)
Sokajin-teny  24  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manodina
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#457]
Tsanganana sy sary iray takila  25  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Teny iditra (4/5)26  manona (odina)
Sokajin-teny  27  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manodina
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#457]
Tovy hevitra  28  mampiodina, mampiodìna
Tsanganana sy sary iray takila  29  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Teny iditra (5/5)30  mañodina
Sokajin-teny  31  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  32  manimba [Tambahoaka] [1.78]

Fivaditsoratra  33  amandino, andamino, manadino, manindao, manodina, manodìna, mañodina, manondia, miondana, miondàna, amandino, andamino, manadino, manindao, manodina, manodìna, mañodina, manondia, miondana, miondàna, amandino, andamino, manadino, manindao, manodina, manodìna, mañodina, manondia, miondana, miondàna

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20