| Teny iditra (1/2) | 1 manohana |
| Fototeny | 2 tohana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Manisy tohana: Manohana rindrina ~ Manohana ny fanjakana
9 Manakana: Moa ve misa miaramila hanohana ny fahavalo tsy handroso? 10 Manampy, mamonjy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to support, to prop up
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 étayer, soutenir
[1.8] |
| Ohatra |
13 Ny ranomaso hatrany no mijohy mamonto ny tavany, mahazo ny vozony, tonga hatreny amin' ny sandrin-dreniny manohana azy.
[2.470]
|
| Fikambanana | 14 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how manohana |
| Teny iditra (2/2) | 15 manohàna |
| Fototeny | 16 tohana |
| Sokajin-teny | 17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manohana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 18 mahañona, 19 manahona, manahòna, manohàna, manohana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13 |
|