|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manoloana
Fototeny  2 oloana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manatrika eo anatrehana: Indreto ny zanakareo manoloana anareo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to put one's self in front of another yet face to face. [1.2]
10 to be in face of, to be in front of [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 être devant, en face de [1.8]
Ohatra  12  Moa va tsy fantsakana ny lavakom-barika iray manoloana azy; [2.470#56]
13  Tsy nanana fiaramanidina ry zareo, ny tafika manoloana azy sy ny fitaovana ampiasainy koa dia efa avy nisedra ny Alemana tany Afrika. [2.472#142]

Teny iditra (2/2) 14  manoloàna
Fototeny  15 oloana
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manoloana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  17 amolonana, 18 manao lona, manoloana, manoloàna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19