|
|
|
|

Teny iditra 1  manome
Fototeny  2 ome
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [mañome] [Antesaka] manome [1.78]
9 Mahafoy: Manome vola ny mahantra
10 Manaiky: Tsy nanome ny zavatra nangatahiko izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to give [1.2, 1.7]
12 to present [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  13 donner [1.8, 1.13]
14 offrir, céder [1.13]
Ohatra  15  "Izay manome ahy vola ariary zato, omeko anatra tsara. [2.293]
16  Dia injao indray toa nisy feo miteny aminy manome toky azy. [2.324]
17  Tsy manala na manome tsiny an-dRavinantolahy aho, sanatria! [2.470]
18  Mba olombelona ihany Rasoa ka nahazo hirika tao aminy ny famaliana faty amin' izato afitso-janany izay manome teny maharary azy. [2.470]
19  - manome toky anao aho! [2.471]
20  Ny tanàna teo akaikin' ny volibe no manome ny olona nilainy toy izany. [2.472]
Fikambanana  21  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 25 misy ny teny hoe manome
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  23 mameno, 24 mamoñe, 25 manemo, manome

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21