|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manondro
Fototeny  2  tondro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manambara zavatra na olona, ny misy azy, amin' ny rantsantanana na amin' ny zavatra hafa: Nofadin' ny Ntaolo ny manondro fasana
Manoro, milaza: Ny rahalahinao ihany no nanondro anao ho nanao izany
Manamarika: Manondro amin' ny valo latsaka fahatelony ny sahazabem-pamantaranandro
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to point at, to point out
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] indiquer avec le doigt; indiquer
7  [1.405] [Sakalava-Mayotte] pointer du doigt
Ohatra  8  Tsy manondro olona ho mpangalatra tsy akory aho fa mba manontany fotsiny. [2.472]
9  Tsy misy porofo na adi-hevitra izany, fa loko io ka samy manondro izay azoazony. [2.5]
10  manondro molotra izy sady mihifikifi-doha ka manao hoe: [2.996]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny manondro io

Teny iditra (2/2)24  manondro
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny frantsay  26  [1.196] (de tondro : le doigt tendu, l'index, nom donné aux points de repère que prennent les piroguiers sur la côte, cet arbre, de grande taille, est souvent l'un de ces points de repère). Barringtonia racemosa (L.) Spreng. (Lecythidaceae). Les fruits et écorces écrasés dans de l'eau servent de poison de pêche. Ils sont riches en saponines triterpéniques (barringtogénines). [Sakalava]
27  [Betsimisaraka] (arbre souvent planté autour des villages et qui sert aussi de point de repère). Ficus trichopoda Baker (Moraceae). Fruits comestibles, écorces à fibres. Le latex passe pour avoir des propriétés vulnéraires. [Sakalava]
Voambolana  28  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  30  mandrôño, manondro, namondro

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02