|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manondrotra
Fototeny  2 tondrotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manatodika
9 Manolaka (hadisoana)
10 Mitana zaza eo anelakelaky ny lohalika roa ka manankin' ny lohany amin' ny tratra ary somary manainga kely kosa ny tongony mba hahafahany mivalana tsara [1.1]

Teny iditra (2/2) 11  manondrotra
Fototeny  12 sondrotra
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  18 Mampakatra na manainga ho ambony, amin' ny hevitra arabakiteny na an' ohatra: Hanondrotra ny tranonay izahay amin' ny ririnina ho avy ~ Ny fanjakana no nanondrotra azy ho amin' izany toerana izany [1.1]
Ohatra  19  bodofotsy tonta sy lamba soga tsizarizary no irakofany ary hazo fisaka natambatambatra no manondrotra izany ho toa farafara, tsy itoviany tantana amin' ny tany. [2.470#151]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20