|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manongana
Fototeny  2 ongana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Maniera zavatra ka ny lohany no atao ambany: Iza no nanongana ity sarivongana ity?
9 Manesotra olona amin' ny toerana ambony nisy azy: Ny Jeneraly no nanongana ireo minisitra rehetra teo aloha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to thrown down, to reduce, to expel. [1.2]
11 to cast down; to overthrow a ruler; to disgrace [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 jeter à terre; renverser un souverain ou un gouvernement; excommunier [1.8]
Mpanahaka  13  mamotitra, 14  mampifamadika, 15  manatotongana, 16  manatsingoloka, 17  manatsontsorika, 18  manohoka

Teny iditra (2/2) 19  manongàna
Fototeny  20 ongana
Sokajin-teny  21  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manongana [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  22 manangano, 23 manangona, manangòna, manongàna, manongana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19