| Teny iditra (1/2) | 1 manongotra |
| Fototeny | 2 ongotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Manala hatramin' ny fakany: Nisy nanongotra lahy ilay zanakazo namboleko
[1.1] 9 manala amin'izay toerana nitsatohany [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to pluck up by the roots.
[1.2] 11 to pull up by the roots [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 arracher, déraciner
[1.8] 13 arracher [1.13] |
| Ohatra |
14 Rahefa tonga izay fotoana izay, I Dada sy Neny, na izy efa-mianaka, no milahatra, miondrika, manongotra, manifikifika ny foto-boanjo hanitsanana ny tany manaraka, dia mampandry azy amin' ny tany.
[2.472#19]
|
| Sary |
|
| Teny iditra (2/2) | 16 manongotra |
| Fototeny | 17 tongotra |
| Sokajin-teny | 18 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
23 Mandray amin' ny tongotra
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
24 saisir par le pied
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|