| Teny iditra | 1 tongotra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
16 Rantsambatana entin' ny olona na biby mamindra sy mandeha no sady manohana mampijoro azy: Roa ny tongotry ny olombelona rehetra fa ny an' ny biby kosa misy roa, misy efatra
17 Faritra amin' ny tenan' ny zavatra sasantsasany, toy ny fanaka, lavarangana..., izay mitondra azy: Tongo-parafara, tongo-davarangana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
18 a foot, a leg
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
19 pied, jambe, patte
[1.3, 1.8] |
| Ohatra |
20 Tsy tongotro mandia alanana Tsy tanako mandray joria [2.246#52] 21 Izay tojo, ny tongotra dia izorana avokoa. [2.471#36] 22 Ny miaramila an-tongotra kosa dia tary Analatelo no niandry. [2.472#142] |
| Voambolana | 23 Haiaina |
| Zanakanarana |
|
| Manontolo |
|
| Ampahany |
|
| Anaran' akora mamorom-batana |
|
| Fikambanana | 48 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 63 misy ny teny hoe tongotra |
| Ohabolana | 49 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 50 Randzavola: tongotra ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|