|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  manonona
Fototeny  2 tonona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manambara amin' ny feo: Tsy hain' Isambilo ny manonona ny hoe "tsa"
9 Milaza (anaran' olona): Aza fady, tompoko, fa nanonona ny anaranao aho
10 Milaza (anaram-bola): Nanonona telo arivo Rakoto tamin' ny vokatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to pronounce, to speak a name [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 prononcer [1.8, 1.5]
13 dire le nom de quelqu'un [1.8]
14 dire le nom [1.5]
Ohatra  15  Nisaotra ny olona rehetra namaly ny fiantsoana izy, ary nanonona anarana sy nampiseho tsirairay ireo olona rehetra teo akaikiny. [2.472#194]
16  Ary ny olona aty Merina kosa manonona ireo andro 7 ireo hoe: [2.48#61]

Teny iditra (2/3) 17  manonona
Fototeny  18 onona
Sokajin-teny  19  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
20  Ny ankehitriny :
21  Ny lasa :
22  Ny hoavy :
23  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  24 Manony, manaketraka, mampitony, manalefaka: Manonona ny alahalo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  25 calmer, apaiser [1.3]

Teny iditra (3/3) 26  manonòna
Sokajin-teny  27  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manonona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manonòna, manonona

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19