| Teny iditra (1/2) | 1 oro |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 [Antesaka] doro, fandoroana
[1.78] 9 Fandoroana; doro: Nahatsiravina ny oro tanety nataon' ireo ratsy saina. [1.1] 10 fihinan'ny zaka amin'ny ôksizenina [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 burning. Compare may, doro, dotra, rehitra
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 ce qui est brûlé, action de brûler
[1.3] 13 combustion [1.13] |
| Fikambanana | 14 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe oro |
| Teny iditra (2/2) | 15 oro |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 [Antesaka] orona
[1.78] |
| Voambolana | 18 Haiaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|