|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manosona
Fototeny  2 sosona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manisy sosona na zavatra anampy na anatevenana avy ao anaty: Manosona varatiarana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to put a lining in [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 mettre une doublure [1.8]

Teny iditra (2/2) 11  manosòna
Fototeny  12 sosona
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manosona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manosòna, manosona

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19