|
|
|
|

Teny iditra 1  sosona
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  22 Zavatra atao ao anatin' ny zavatra hafa iray hanatevina azy: Asivy sosona ny kapaotiko fa mangatsiaka ny andro
23 Laharana faharoa amin' ny zavatra iray: Vavahady roa sosona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  24 a layer [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  25 couche; doublure [1.8]
Fikambanana  26  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 14 misy ny teny hoe sosona
Ohabolana  27  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21