|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  manota
Fototeny  2 ota
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao hadisoana, heloka: Nanota taminao aho ka tsy mendrika ny hantsoina hoe zanakao akory
9 Mandika didy na fitsipika na zavatra tsy azo atao: Manota fady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to transgress, to deviate from the line to sin [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 violer, transgresser, pécher [1.8]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe manota

Teny iditra (2/3) 13  mañota
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  15 [Bara] manao ankery, mandrivatsy [1.78]

Teny iditra (3/3) 16  manotà
Fototeny  17 ota
Sokajin-teny  18  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manota [Fitanisana]

Fivaditsoratra  19 amonta, 20 antoma, 21 mañato, manato, manotà, manota, mañota, 22 matona, 23 tamano

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19