| Teny iditra (1/2) | 1 manotrika |
| Fototeny | 2 otrika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mitahiry vain' afo ao anaty lavenona: Manotriha afo
9 Manao amin' ny toerana tsy azon-drivotra mba ho masaka: Manotrika voankazo 10 Manafina, mampiery, mampamitsaka miaramila; na enti-milaza ny miaramila miafina, miery, mifitsaka [1.1] 11 mametraka amin'ny toerana mafana sy mihiboka 12 mitombo na mamorivory tratran'ny kavingy [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 to ripen fruit in a closed space
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 faire mûrir
15 fermenter 16 mettre en latence [1.13] 17 faire mûrir des fruits artificiellement; comploter [1.8] |
| Fikambanana | 18 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe manotrika |
| Teny iditra (2/2) | 19 manotrika |
| Fototeny | 20 kotrika |
| Sokajin-teny | 21 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
22 [Bezanozano] mikotrika
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 23 manakotry, 24 manikotra, 25 manokatry, 26 manotraky, mañotraky, manotrika, 27 mikotràna, mikotrana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|