|
|
|
|

Teny iditra 1  mikotrika
Fototeny  2 kotrika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mambomba ny atody mba hanafana azy ka hahafoy azy ho zary zanany: Te hikotrika io reniakoho io fa sarony
9 Manao izay hahafoy (atody): Betsaka ny akoho no mikotri-borona
10 Mandry eo am-pandriana lava, indraindray koa aza enti-milaza, amin' ny fomba hatsikana, ny vehivavy mifana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to sit on eggs [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 couver des oeufs [1.8]
Voambolana  13  Haibiby: (amin' ny ankapobeny) 14  Toe-karena: fiompiana
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mikotrika
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 mikatroky, 18 mikitroka, mikotrika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21