|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  manova
Fototeny  2 ova
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manolo: Nanova akanjo Izy mba tsy ho fantatra
9 Mampanjary ho hafa: Nanova ny rano ho divay i Jeso tamin' ny fanambadiana tany Kand
10 Manamboatra ho hafa, ho vaovao: Tokony hanova famindra Lay raha te hahomby [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to change [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 changer, modifier [1.8]
Ohatra  13  Tsy manova na inona na inona amintsika izay miseho any Eoropa! [2.471#68]

Teny iditra (2/4) 14  manova
Sokajin-teny  15  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  16 [Bara] manampy [1.78]

Teny iditra (3/4) 17  manova
Sokajin-teny  18  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  19 [Antesaka] manakatona [1.78]

Teny iditra (4/4) 20  manovà
Fototeny  21 ova
Sokajin-teny  22  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manova [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  23 manavo, manova, manovà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/06