|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manovona
Fototeny  2 tovona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manampy avy eo ambony na avy eo aloha: Manovona a eo alohan' ny fototeny no fanaovana matoantenin' ny atao, toy ny hoe sondrotra -- asondrotra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 ajouter, comme une assise de terre, ajouter quelque chose par-dessus le marché [1.3#737]
Ohatra  10  Tsy manovona ampen-tany [2.59#122]
11  Tsy mba ataonay toy izany ny fitiavana an' i Kelimafana, fa ataonay tefi-tanimanga, ka ny manala tsy misy, fa ny manovona no atao [2.587#]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe manovona

Teny iditra (2/2) 13  manovòna
Fototeny  14 tovona
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manovona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manovona, manovòna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19