|
|
|
|

Teny iditra 1  maotina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  5 Tsy tia pelipelika na jejo fa mipetrapetraka, mitandrina tsy hanao fihetsika manafintohina ny sasany: Zazavavy maotina
6 Enti-milaza ny andro tony tsara, tsy mandrivotra: Maotina dia maotina izany andro izany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 modeste, réservé, paisible, calme [1.3]
Ohatra  8  Hoy i Lanto maotina tampoka. [2.471#26]
9  Zazavavy kely hendry sy maotina tokoa. [2.499#89]
Tsipelina hafa  10 maotona

Fivaditsoratra  11 Amonita, 12 manaito, 13 mañatoy, 14 manitoa, 15 Maonita, maotina, 16 miantoa, 17 mitanoa, 18 mitaona, 19 tamoina, 20 taomina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22