Teny iditra | 1 marain-tsy hariva |
Singan-teny | 2 maraina, sy, hariva |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 hita mandrakariva ary isan' andro [1.1] |
Ohatra |
5 Vetsivetsy marain-tsy hariva zaho! [2.606#210] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/15 |