| Teny iditra | 1 marary |
| Fototeny | 2 rary |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Voan' ny aretina, tsy salama, tsy metimety: Marary ny kibony
8 Mijaly: Marary ny foko 9 Madisadisa, malazolazo, somazotsazoka, mavozovozo, marisarisa, manetsetra, mangorangorana, mafanafana, marimaritra, marikoditra, mitsangambolo, mangovitra, mihararetra, mihovihovy, manarandefona, mipararetra, manavy, mantsafofoka, mangovihovy, mangorintsina [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 ill
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 malade
[1.8] |
| Ohatra |
12 Ireo no mitsabo ny marary na maratra
[2.472]
13 Aoka izay, anaka, sao marary eo ianao [2.470] 14 marary anie aho ka marary / marary ato an-kilako ato [2.131#214] 15 Narary izy (Il était malade) [1.20] 16 Mody narary ka nampiantso mpisikidy [1.508] 17 mety halemy be ilay olona ary harary [2.424#131] |
| Voambolana | 18 Fahasalamana |
| Fikambanana | 19 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 20 misy ny teny how marary |
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | marary, 21 marira, 22 mirara |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|