Teny iditra | 1 maresaka |
Fototeny | 2 resaka |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Resahin' ny olona hatraiza hatraiza, malaza: Ny zava-maresaka amin' izao fotoana izao dia ny fisamborana ny mpangalatra omby 5 Be olona, be tabataba: Naresaka ery ny taena androany, fa tsy ohatra ny isan-kerinandro [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 much talked about; lively, full or talk with people moving about [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 dont on parle partout, être en vogue, célèbre, dont la renommée s’étend au loin ; qui fait du bruit, retentissant, qui s’entend au loin [1.3] 8 dont on parle partout; en vogue; où il y a beaucoup de mouvement et de conversation [1.8] |
Ohatra |
9 maresaka ny fanompoana (Les corvées n’en finissent jamais - on en parle partout) [1.3] 10 maresaka ny mozika (La fanfare est très retentissante) [1.3] 11 Ny kabary am-pandevenana: toa izany sy izany koa no nahatonga ny kabary am-pandevenana ho maresaka, fijoroan'ny mpandahatra kalaza indrindra. [2.298] |
Mpanahaka | 12 Mahoraka, makotroka |
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny maresaka io |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |