Teny iditra | masi-mandidy (hasina, didy) | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Afaka mizaka amin' ny fananany [1.1] | |
Manana ny fahefana feno [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Libre d'agir à son gré en ce qui le concerne, qui a droit [1.3] | |
Souverain [1.13] | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |