Teny iditra | 1 masin-tanana |
Singan-teny | 2 masina, tanana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 ilazana ireo mahasitrana ny aretina raha vao mikasika fotsiny ny tanany; mahomby rehefa manasitrana, na mikasi-tanana izany, na manome fanafody [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 dont les remèdes sont efficaces, qui guérit au seul toucher [1.3] 6 dont les remèdes sont efficaces, qui a « bonne main » « la main heureuse », suivant l'expression française 7 qui peut guérir par la seule imposition des mains, pratique qu'utilisent certains empiriques, surtout dans le cas de maladies nerveuses [1.196] |
Fivaditsoratra | 8 amintsanana, manan-tsaina, masin-tanana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14 |