|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  masira
Fototeny  2  sira
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Voambolana  4  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Fanazavàna teny malagasy  5  Vasobasobolo, matromatroka (fiteny amin' ny volom-borona) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  de couleur grisâtre, se dit du plumage des oiseaux [1.3]
7  grisâtre, de la couleur du sel [1.196]

Teny iditra (2/3)8  masira
Sokajin-teny  9  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  10  salé [1.13]

Teny iditra (3/3)11  masira
Sokajin-teny  12  anarana
Voambolana  13  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  14  . Nom mentionné par Grandidier, Dubois, Descheemaeker, etc. (de sira : sel, on le faisait brûler pour préparer un sel de potasse, employé à saler la cuisine). Andropogon intermedius R.Br. (Poaceae) [Betsimisaraka] [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  16  marisa, masira, mirasa, misara

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20