Teny iditra | 1 masoandro |
Singan-teny | 2 maso, andro |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Antontan-javatra goavana mirehitra mihenjy eny amin' ny habakabaka ka fototry ny hazavana sy ny hafanana ety ambonin' ny tany, izay mihodina manodidina azy: Miposaka avy atsinanana ny masoandro 5 Hainandro: Misy masoandro eo ka mikisaha ianao 6 Ray (aman-dreny): Ianareo no masoandro amam-bolanay [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 the sun [1.2, 1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 soleil 9 (figuré) le père, le souverain [1.3] 10 le soleil [1.8] |
Ohatra |
11 Efa tafasondrotra nihoatra an' i Mandray ny masoandro takontakon-drahona. [2.499#] |
Voambolana |
12 Haikintana |
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Lahatsoratra |
34 Randzavola: masoandro ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 35 androsoam, dranomaso, mandrosoa, masoandro |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/16 |