Teny iditra | 1 mateza |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Maharitra ela vao simba: Mateza itý akanjonao itý fa mbola tsy teraka akory ilay faralahiko no hitako efa nartaovanao izy ity |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] durable |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] qui dure |
Ohatra |
6 [2.470] Ireo mpikarama amin' ny fisoronana afon-tsiramamy, hono, araka ny filazan' ny olona, dia tsy mateza aina loatra: |
Fototeny | 7 teza |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny mateza io |
Fivaditsoratra | 14 atezam, mateza |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |