Teny iditra (1/2) | 1 matoy |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza ny voankazo tonga amin' ny fotoana tsara fihinanana azy Efa lehibe tonga taona 4 [1.13] masaka, antitra, matotra |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2#435] [Provincial]
wise; see hendry |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.13] mûr, mâture |
Ohatra |
7 Katsaka efa matoy nefa mbola malemy no alaina. [2.472] |
Mpanahaka | 8 masaka |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny matoy io |
Teny iditra (2/2) | 11 matoy |
Sokajin-teny | 12 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.78] [Sihanaka]
mafy |
Fivaditsoratra | 14 aotim, atimo, atoim, iatom, maito, maoty, matoy, miato, miota, mitao, mitoa, moita, otaim, tamio, tamoi, tamoy, taomi, taomy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |