Teny iditra maty volon' ny ratsy
Singan-teny maty ; volo ; ratsy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Voaongan' ny olona mpialona, ny olona tia ratsy ho an' ny tena [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/25