| Teny iditra (1/2) | 1 Md |
| Sokajin-teny | 2 anarana (fanafohezanteny) |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 fanafohezan' ny hoe masindahy
[3.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 Saint (man)
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Saint (homme)
[3.1] |
| Fikambanana | 6 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe md |
| Teny iditra (2/2) | 7
Md
![]() |
| Sokajin-teny | 8 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Singa mivaingana, faha-101 amin'ny fisokajiana miherina.
[3.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 Mendelevium.
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 Mendélévium.
[3.1] |
| Voambolana | 12 Simia |
| Tsanganana sy sary iray takila |
13 Fisokajiana miherina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/10/20 |
|