Teny iditra | 1 masindahy |
Singan-teny | 2 masina, lahy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a saint male |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] saint |
Ohatra |
6 Ny sarin' ny masindahy George mitan-tsabatra kosa ambony soavaly kosa ity; [2.470#] 7 Hoy i masindahy Vincent de Paul : tsy maintsy angatahantsika fifonana izay omentsika ny mahantra. [1.369#] |
Voambolana |
8 Fivavahana, finoana |
Tsipelina hafa | 9 md |
Tohi-kevitra | 10 masimbavy |
Fivaditsoratra | 11 isindaham, masindahy, misindaha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |