Teny iditra 1/3 menamaso
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaram-borona karazana papelika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Espèce de caille [1.3, 1.54]
Voambolana 
Tovy hevitra kibobo ~ papelika
Singan-teny mena ; maso
Ohabolana 

Teny iditra 2/3 mena-maso
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny mena-
Ohabolana 

Teny iditra 3/3 Menamaso
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy The name given to the councilors of the second Radama. [1.2]
Ohatra toy izany koa i Rainizanamanga i Menamaso. [2.588]
Singan-teny mena-

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/30