Teny iditra | 1 Merina |
Sokajin-teny | 2 anaram-poko |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Foko lehibe monina afovoan' ny Nosy, izany hoe amin' ny tampon-kavoana voafaritry ny tanin' ny Vonizongo, avaratra, ny tendrombohitr' Ankaratra, atsimo, ny reniranon' i Sakay, andrefana, ny tandavan-tendrombohitr' Angavo, atsinanana Tanan-dehibe: Antananarivo, Antsirabe, Miarinarivo, Soavinandriana, Ambatolampy, Arivonimamo, Manjakandriana. Samy manana ny anarana iantsoany ny Merina ny foko samihafa any anindrana: Amboalambo, hoy ny Sakalava; Ambaniandro na Merinalavasofina, hoy ny Betsileo; Antaimerina, hoy ny foko sasantsasany, ary Hova, hoy ny Betsimisaraka |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.5] nom d'une population du centre de Madagascar (ville principale: Antananarivo) |
Voambolana |
5 Tantara: firenena |
Mpanahaka | 6 ambaniandro, hova, tankova |
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Lohateny |
Tsanganana sy sary iray takila |
14 Tenim-pirenenana |
Fivaditsoratra | 15 arenim, Manery, manery, mareñy, marine, menari, Merina, mirena, namery, neraim, nieram |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |