|
|
|
|

Teny iditra1  miadia
Sokajin-teny  2  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miady [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.3#3]
Ohatra  4  [2.606#] Anjaran' ny vehivavy : miadia tany, alaovy amin' ny harona, entonareo ao.
5  [2.59#] Dia ny teny indray Radama ka nanao hoe " Izany hiany no teniko, miadia fa samy lehilahy," Dia lasa Rainivoninahitriniony, ka nirehitra mafy dia mafy ny fahatezerany.
Fototeny  6  ady

Fivaditsoratra  7  iadiam, miadia

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21