|
|
|
|

Teny iditra1  miafina
Fototeny  2  afina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Miery mba tsy ho hita [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to be concealed, to be in hiding. [1.2]
6  to hide [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  Se cacher [1.3, 1.8]
8  être caché [1.3]
Ohatra  9  Ambarao, ry Ingahy, izany jirika miafina aty izany, hoy ireo mpisambotra. [2.324]
10  Ary angamba koa, any am-poko miafina any, tsy te-hahita ny hasambaran' i Lanto aho, ka hany heriko milefa. [2.471]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Lohateny  19  Adidy miafina (Rapatsalahy Paul)

Fivaditsoratra  20  faminia, faniamy, fiainam, fimiaña, mafinay, miafina, mifañia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20