|
|
|
|

Teny iditra 1  miahy
Fototeny  2 ahy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mikarakara, mitsimbina: Ny Tompo no miahy ny kamboty [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be solicitous for, to be careful of, to be in an anxious state for; to maintain or support others. [1.2]
10 to take care of; to worry, to be suspicious [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 être le soutien [1.3, 1.8]
12 avoir soin [1.3]
13 s'occuper de; avoir des soucis [1.8]
Ohatra  14  miahy tsara ny fianakaviany izy (Il a bien soin de sa famille) [1.3#8]
15  Tsy mahay miahy tena izy (Il ne sait pas avoir soin de lui-même) [1.3#8]
16  Velona avy eo ny angano sy ny arira, ny resaka amam-pitsikitsikiana ataon-dray aman-dreny amin-janany, na ataon-janany amin' izy mivady lehibe miahy sy mamelona azy. [2.470#20]
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 imiha, miahy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21