Teny iditra miala janona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Miato kely eo am-panaovan-draharaha iray [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To rest after exertion, to recruit one's strength. [1.2]
Teny fotony miala, janona

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08