Teny iditra | 1 mialina andro |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] enti-milaza zavatra tehirizina na raharaha atao izay tsy vita androtry ny nanombohana azy fa mahatratra ny andro manaraka |
Ohatra |
4 [2.643#] Tsy maintsy mandeha na tsara andro, ria ratsy andro, tsy mialinaandro koa mantsy ny taratasim-Bazaha, indrindra fa taratasi-miaramila. |
Singan-teny | 5 mialina, andro |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |