Teny iditra mialin-taona
Singan-teny mialina ; taona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavatra navela haharitra herintaona, toy ny henam-pandroana izany, izay amelàna hohanina amin' ny fandroana manaraka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be kept from one annual festival [fandroana] to the next, said of the jaka. [1.2]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12