|
|
|
|

Teny iditra 1  mialoha
Fototeny  2 loha
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandeha aloha: Aza mialoha ny olona hajaina
9 Mahery fandeha, lasa aloha: Mialoha itý famantaranandroko itý [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to precede, to go before. [1.2]
11 to go before, to precede; beforehand [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 précéder; avant, à l'avance [1.8]
Ohatra  13  Koa raha ampandrenesintsika mialoha ny fanjakana, raha tonga izy, ka ampangain'olona, tsy hisy zavatra ahina intsony. [2.324]
14  Tsaroany mandrakariva ilay fomba namitahan-dRavokatra azy fahiny, indray zoma mialoha ny krismasy, teny Analakely. [2.470#121]
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how mialoha
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 alamohy, 18 amolahy, 19 ilamaho, 20 mahailo, 21 mahaoly, 22 mailaho, mialoha, 23 miloaha, 24 miolaha

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21