|
|
|
|

Teny iditra 1  mialokaloka
Fototeny  2 alokaloka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mialoka amin' ny hainandro: Hadalanany mialokaloka amin' ny hazo tsisy ravina
8 Mitady fiarovana amin' ny loza na fanenjehana: Mialokaloka any Alemaina andrefana ireo mpitsoa-ponenana avy any atsinanana [1.1]
Ohatra  9  Feno an-dRavokatra mivady ny tsena, ka tapitra notetezina avokoa na ny magazay mitandahatra, na ny "pavillon" mpivaro-damba sy firavaka, na ny mpandafo mialokaloka amin' ny elobeny. [2.470#103]

Fivaditsoratra  mialokaloka, 10 miolakolaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20